SEDRA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo ady sarotra
ny fiainantsika ety
Olana mahamay,
aretina mafy ery
Ao ny miady saina,
miankavanana, miankavia
Mila ho reraka sy ho kivy , Ianao e
Eto amin'ity tany ity
REFRAIN: ...
Ny tononkira.serasera.org zava-drehetra
miara miasa mba hahasoa
Fa aza heverinao hoe
mandao anao fxkl ilay Jesoa
Na manankarena yudlc ianao na olona ory
Izy tsy mba handao anao
Na hahafoy anao akory
Raha ety an-tany ihany
no antenainao an'i Jesoa
Maty antoka be ianao
no mahantra indrindra koa
Satria isika eto izao
dia mandalo sy mora lo
Tsy lisy mijanona ela,
mpivahiny avokoa
REFRAIN: ...
Koa mitrakà ianao
ry mitanondrika lava
Tsy ho ela intsony anie
ny rahona hisava
Tano aifxcqi ny finoanao mba ho apinga
Miahy anal hatrany anie
ilay avo indrindra
ny fiainantsika ety
Olana mahamay,
aretina mafy ery
Ao ny miady saina,
miankavanana, miankavia
Mila ho reraka sy ho kivy , Ianao e
Eto amin'ity tany ity
REFRAIN: ...
Ny tononkira.serasera.org zava-drehetra
miara miasa mba hahasoa
Fa aza heverinao hoe
mandao anao fxkl ilay Jesoa
Na manankarena yudlc ianao na olona ory
Izy tsy mba handao anao
Na hahafoy anao akory
Raha ety an-tany ihany
no antenainao an'i Jesoa
Maty antoka be ianao
no mahantra indrindra koa
Satria isika eto izao
dia mandalo sy mora lo
Tsy lisy mijanona ela,
mpivahiny avokoa
REFRAIN: ...
Koa mitrakà ianao
ry mitanondrika lava
Tsy ho ela intsony anie
ny rahona hisava
Tano aifxcqi ny finoanao mba ho apinga
Miahy anal hatrany anie
ilay avo indrindra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Hits : 838
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 22:28
