MADAGASIKARA SOA (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba mamiko tiako ry ilay Mpahary
‘Ty nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara
No hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankahalaiko sy mamenatra ahy
Indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira izao
Ifonanay Aminao

REFRAIN:
Mba mangataka aho Jesoa
Ianao amela anay
Mba henoy re ny talaho
Mamindra fo ny nosinay
Ka ivavaka ao am-po
Ny ventsoventsonay
Ho sambatra tokoa
Ilay madagasikara soa

Hiadana sy ho finaritra eh
Sambatra tokoa izahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
Hits : 330
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 21:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.033