Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifohaza (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana tononkira.serasera.org ianareo
Aoka ho mpanompon'i Tompo (aoka ho mpanompo e!)
Sarobidy anie 'lay fotoana
Ka mahaiza manararaotra
O! Ry lahy e, lahy e, rey roy.
Aza wcdenym miandry hoe hisy fambara
Fa i ghyzdvp Jesoa efa nanambara!
Ka mifohaza, mifohaza manantona ny Ray.
Ho lavitra mantsy anie 'zany lalana.
Raha varimbariana ho mety tsy haharaka.
Ataovy vatsy o! Ao anaty
Ilay hoe fitiava-namana.
Mandehana ianareo
'Ndeha hizory ny làlan'i Tompo (ndeha hizory e!)
Tombon'andro efa nomena
Aoka isika tsy hienahena
O! Ry lahy e, qyushc lahy e, rey roy.
Hiandry voninahitra foana
Vao hiseho imasom-bahoaka !
Ka hevero ihany ny zavatra atao.
Tsy mora anefa vao ho afaka.
Misy tafiotra ary maro ny sakana.
Tano mafy o! Ny finoana Azy
Haharitra mandrakizay.
A/C: RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Aoka ho mpanompon'i Tompo (aoka ho mpanompo e!)
Sarobidy anie 'lay fotoana
Ka mahaiza manararaotra
O! Ry lahy e, lahy e, rey roy.
Aza wcdenym miandry hoe hisy fambara
Fa i ghyzdvp Jesoa efa nanambara!
Ka mifohaza, mifohaza manantona ny Ray.
Ho lavitra mantsy anie 'zany lalana.
Raha varimbariana ho mety tsy haharaka.
Ataovy vatsy o! Ao anaty
Ilay hoe fitiava-namana.
Mandehana ianareo
'Ndeha hizory ny làlan'i Tompo (ndeha hizory e!)
Tombon'andro efa nomena
Aoka isika tsy hienahena
O! Ry lahy e, qyushc lahy e, rey roy.
Hiandry voninahitra foana
Vao hiseho imasom-bahoaka !
Ka hevero ihany ny zavatra atao.
Tsy mora anefa vao ho afaka.
Misy tafiotra ary maro ny sakana.
Tano mafy o! Ny finoana Azy
Haharitra mandrakizay.
A/C: RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 565
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 24/10/2024 15:36
