Mifohaza (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ianareo
Aoka ho mpanompon'i Tompo (aoka ho mpanompo e!)
Sarobidy anie 'lay fotoana
Ka mahaiza bkffqhud manararaotra
O! Ry lahy e, lahy e, rey roy.
Aza miandry hoe hisy fambara
Fa i Jesoa efa nanambara!
Ka mifohaza, mifohaza manantona ny Ray.
Ho lavitra mantsy anie 'zany lalana.
Raha varimbariana ho mety tsy haharaka.
Ataovy vatsy o! Ao kxavtxf anaty
Ilay hoe fitiava-namana.
Mandehana ianareo
'Ndeha gpqwvs hizory ny làlan'i Tompo (ndeha hizory e!)
Tombon'andro efa nomena
Aoka isika tsy hienahena
O! Ry lahy e, lahy e, rey roy.
Hiandry voninahitra foana
Vao hiseho imasom-bahoaka !
Ka hevero ihany ny zavatra atao.
Tsy mora anefa vao ho afaka.
Misy tafiotra ary maro ny sakana.
Tano mafy o! Ny finoana Azy
Haharitra mandrakizay.
A/C: RABEMANANTSOA Njato tononkira.serasera.org Ny Aina
Aoka ho mpanompon'i Tompo (aoka ho mpanompo e!)
Sarobidy anie 'lay fotoana
Ka mahaiza bkffqhud manararaotra
O! Ry lahy e, lahy e, rey roy.
Aza miandry hoe hisy fambara
Fa i Jesoa efa nanambara!
Ka mifohaza, mifohaza manantona ny Ray.
Ho lavitra mantsy anie 'zany lalana.
Raha varimbariana ho mety tsy haharaka.
Ataovy vatsy o! Ao kxavtxf anaty
Ilay hoe fitiava-namana.
Mandehana ianareo
'Ndeha gpqwvs hizory ny làlan'i Tompo (ndeha hizory e!)
Tombon'andro efa nomena
Aoka isika tsy hienahena
O! Ry lahy e, lahy e, rey roy.
Hiandry voninahitra foana
Vao hiseho imasom-bahoaka !
Ka hevero ihany ny zavatra atao.
Tsy mora anefa vao ho afaka.
Misy tafiotra ary maro ny sakana.
Tano mafy o! Ny finoana Azy
Haharitra mandrakizay.
A/C: RABEMANANTSOA Njato tononkira.serasera.org Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 525
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 24/10/2024 15:36
