Henoy (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy ny antso niantsoana anareo
Ry olo-panota tsy manam-pinoana.
Mba mitodiha ka ny Tompo jereo
Sao ho avy ilay andro ka hitoreo.

Nanafatra i Jesoa jvdielze nanao hoe miambena
Dia mba mivavaha ka mahatsiarova tena
Ry olona jamba manao be marenina
Ho tapitra aoihgffk ny andro vao hanenina.

Ianareo no fahazavana
Ho tonga modelin'ny tononkira.serasera.org isam-baravarana.
Fanilon'ny usvjfd tany hirehitra ambony
Hanjaka fitiavana ao am-pony.

Ianareo no fanasin'ny tany
Natao hitondra ny soa sy ny mamy
Malama ny tany ka mitandrema
Sao ho ratsy famindra ka hianjera.

Henoy ny antson'ny Tomponareo.
Ireo zava-maro izay efa niseho
No mba ekeo, dia mba jereo
Ilay Andriamanitra an-tampon'ny loha.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima Tangaina
Vangy : 821
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 24/10/2024 15:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8069