Finaritra (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Finaritra ny ato ampoko manana Anao.
Faly aho fa manamtompo tononkira.serasera.org be fitiavana.
Nanafaka tamin'ny haizimpito,
Andriamanitra tsy manary izy e!
Tretrika aho ry Tompo, f'olon'afaka.
Tsy ho zavapoana intsony ny andro sisa e.
Ampy hahasambatra ahy ny fitiavanao
Haraton'ny fihavanana e.
Fiv : Eny faly aho e, eny sambatra!
Fa Izy no jiro sy fanilon'ny lalana.
Fahasoavana, mitosaka
Fa tsara izy Tompo Fitiavana.
2. Maro fa tsy mora ny lalana.
Ny sakana akzwjxc sy fisedrana tsy ho afaka.
Fa teo Ianao, hery mitondra anay oiyelu e
Handresy ny onjan'ny fiainana e.
Ao Aminao ry Tompo ny fiadanana
Tsy ho zavapoana intsony ny andro sisa e.
Ampy hahasambatra ahy ny fitiavanao
Haraton'ny fihavanana e.
Faly ny foko fa manantompo ctlh e, mitondra makany amin'ny fahafahana.
Tompo mahery ary koa mpandresy.
Fitiavan'i Tompo tsy manampetra e, tsy mba mivaky nefa mitoetra.
Ilay loharano tsy mety ritra.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 08/10/2024 15:06