Finaritra (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Finaritra ny ato ampoko manana Anao.
Faly aho fa manamtompo be fitiavana.
Nanafaka tamin'ny haizimpito,
Andriamanitra tsy manary izy e!
Tretrika aho ry Tompo, f'olon'afaka.
Tsy ho zavapoana intsony ny andro sisa e.
Ampy hahasambatra ahy ny fitiavanao
Haraton'ny fihavanana e.
Fiv : Eny faly aho e, eny sambatra!
Fa Izy no jiro sy fanilon'ny lalana.
Fahasoavana, mitosaka
Fa tsara izy Tompo Fitiavana.
2. Maro fa tsy mora ny lalana.
Ny sakana sy fisedrana tsy tononkira.serasera.org ho afaka.
Fa teo Ianao, hery mitondra anay gfullt e
Handresy ny onjan'ny fiainana e.
Ao Aminao ry Tompo ny fiadanana
Tsy ho zavapoana intsony ny andro sisa e.
Ampy hahasambatra ahy ny fitiavanao
Haraton'ny fihavanana e.
Faly ny foko fa manantompo e, mitondra makany amin'ny fahafahana.
Tompo mahery ary koa mpandresy.
Fitiavan'i yovvr Tompo tsy manampetra e, tsy mba gtlm mivaky nefa mitoetra.
Ilay loharano tsy mety ritra.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 713
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 08/10/2024 15:06