Eo ampelatananao (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eo ampelatananao no wvkw mahalavorary ahy,
Fantatro, ô ry Ray Tsitoha.
Eo ambany helatrao toerana hahasambatra ahy,
Fantatrao, Andriamanitro.

  Fiv : Ny eto antany tsy maharitra
         Mora loa, feno haratsiana.
         Fiainana izay voafetra ihany
   svyp       Hay Ray ô!
         Fahoriana mahasasatra.

2. Vatolampiko Ianao, tononkira.serasera.org elo fialofako
N'aiza n'aiza ho lalampioainako.

Heriko Ianao, fahasoavako.
Toera-mamiko ny eo Anilanao. (indroa)
O ry Ray.

A/C edqsz : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Serafima Tangaina
Visites : 634
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 08/10/2024 14:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0705