Eo ampelatananao (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eo ampelatananao no mahalavorary ahy,
Fantatro, ô ry Ray Tsitoha.
Eo ambany helatrao toerana hahasambatra ahy,
Fantatrao, Andriamanitro.

  Fiv : Ny eto antany tsy maharitra
         Mora loa, feno haratsiana.
         Fiainana izay voafetra cpmseg ihany
jgnjxvx         Hay Ray ô!
         Fahoriana mahasasatra.

2. Vatolampiko Ianao, elo fialofako
N'aiza n'aiza ho lalampioainako.

Heriko Ianao, owgkbp fahasoavako.
Toera-mamiko ny eo Anilanao. (indroa)
O tononkira.serasera.org ry Ray.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Serafima Tangaina
Hits : 594
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 08/10/2024 14:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2374