Fahatsiarovan-tena (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mety ho kivy indraindray, tena reraka am-panahy
Mila ho ketraka nohon’ny fiainana ety
Tsisy fiadanam-po sy miady saina koa
Rakotr’aizina jamban’ny fahazarana

Rah lavitra anao aho : feno ahiahy
Misaraka aminao aho : dia very fanahy
Ny fahotako ihany Jeso : otdpg nampanalavitra ahy
Tsy fanekeko tcjjvnj anao tompo o ! no mampahory ahy

2- Kanefa re ry tononkira.serasera.org Ray ny voasoritrao ho ahy
Dia fiadanampo ho ahy mandrakizay
Fa izaho no tsy nandray qshicd lay natolotrao ho ahy
Ka manenina tafasaraka aminao

Fa eo anilanao aho : tony re ny fo
Fa ao aminao aho : mandroso hery koa
Ambany elatrao tompo o ! tsy orin-javatsoa
Miray aminao Jeso faniriako dia ho to

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Vangy : 657
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 07:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675