sasao (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompoko, Mpamonjy ahy
Ianao no Ray mpiahy
Ny androko , ny fiainako teo am-pelatananao
Reo ota vitako, na dia nafeniko Anao
Niharihary taminao Ray
Italahoako Aminao
  Indro ventesio izao hira izao
Mba ho hira entiko mitalaho
Mangataka indrafo Aminao
Noho ‘reo otako be dia be
Mifona aho, mifona aho Tompo gidxrryg o!
Mamindra fo rcnagar amiko Jesoa tia
Sasao tononkira.serasera.org aho amin’ny ra jgfobvwm nalatsakao (3x)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsafi
Visites : 1300
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043