sasao (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompoko, Mpamonjy ahy
Ianao no Ray mpiahy
Ny androko , ny fiainako teo am-pelatananao
Reo ota vitako, na dia nafeniko Anao
Niharihary tononkira.serasera.org taminao Ray
Italahoako Aminao
Indro pvxpk ventesio izao hira izao
Mba ho hira entiko mitalaho
Mangataka indrafo lihafcxu Aminao
Noho ‘reo otako be dia be
Mifona aho, onmcywb mifona aho Tompo o!
Mamindra fo amiko Jesoa tia
Sasao aho amin’ny ra nalatsakao (3x)
Ianao no Ray mpiahy
Ny androko , ny fiainako teo am-pelatananao
Reo ota vitako, na dia nafeniko Anao
Niharihary tononkira.serasera.org taminao Ray
Italahoako Aminao
Indro pvxpk ventesio izao hira izao
Mba ho hira entiko mitalaho
Mangataka indrafo lihafcxu Aminao
Noho ‘reo otako be dia be
Mifona aho, onmcywb mifona aho Tompo o!
Mamindra fo amiko Jesoa tia
Sasao aho amin’ny ra nalatsakao (3x)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1303
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:00
