Rehefa miala ety (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa miala ety dia ho aiza moa?
Fa tsy ho any amin’ i Tompo Jesoa
Ka handova ilay fiainana feno hasambarana nampanantenaina
Hanohy indray ny fiderana fa velona mandrakizay tsy misy fiafarana
Lafatra ny valim-pitia raha mino isika dia izay raha miala ety
Ka mbola lagkhxzt ho aiza ianao sakaiza
Tsy aleo ve e! hyts manolo-tena e!
Fiainana eto an-tany avelao ho any
Fa manomboka anio dia tadidio
Ry tovovavy sy tovolahy
Tongava saina sao hangaina
Revy sy ditra mandavo antsika
Fa manomboka anio dia tadidio
Ianareo koa rangahy sy ramatoa,
Havaozy ny Fanahy , k’aza manahy
Ka hisarika oaxwz izay miverin-dàlana
Fa manomboka anio dia tadidio tononkira.serasera.org ooh!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsafi
Vangy : 1509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 02/09/2015 23:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338