Niova fo (Antsafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niova fo aho ry Tompo o!
Tapa-kevitra hanara-dia Anao
Niova fo ty mpanomponao
Fa nandre ny teninao
Niova tononkira.serasera.org fo (2x) f’efa resy lahatra
Niova fo (2x)  fa hay teo anilako Ianao
Ka aoka ny sitrakao no hitoetra ato anatiko
Satria Ianao no efa nifidy ahy
Ka niova fo aho  izao, eny niova ny foko
Ka tsy hierikerika aho f’efa eo Ianao

Niova fo (2x) f’efa resy lahatra
Niova fo (2x) tichsbk  fa hay teo anilako Ianao
Ka aoka ny sitrakao no hitoetra ato anatiko
Satria Ianao no efa nifidy ahy
Ka niova fo aho  izao, eny niova ny foko
Ka tsy hierikerika aho f’efa njpythqr eo Ianao
Efa resy lahatra aho hjtoa
Fa teo anilako Ianao
Ka aoka ny sitrakao no hitoetra ato anatiko
Satria Ianao no efa nifidy ahy
Ka niova fo aho  izao, eny niova ny foko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsafi
Hits : 1472
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 25/08/2015 13:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434