mahereza (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mafy aza ny mahazo anao
Dia tsarovy fa mbola ao ny Tompo
Hanamaivana an’izany rehetra izany
K’aza mandao Azy ianao
Koa mahereza hatrany ry tononkira.serasera.org mpino
Fa Izy tsy handao anao
Na gykpe oviana na oviana
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ianao
Mifikira Aminy fa Izy homba lpteiqpu anao
Zay mianjady eo aminao dia apetraho Aminy
Hamafiso hatrany ny finoanao Azy
Mahereza re! mahereza
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ianao tilaxb
Dia tsarovy fa mbola ao ny Tompo
Hanamaivana an’izany rehetra izany
K’aza mandao Azy ianao
Koa mahereza hatrany ry tononkira.serasera.org mpino
Fa Izy tsy handao anao
Na gykpe oviana na oviana
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ianao
Mifikira Aminy fa Izy homba lpteiqpu anao
Zay mianjady eo aminao dia apetraho Aminy
Hamafiso hatrany ny finoanao Azy
Mahereza re! mahereza
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ianao tilaxb
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AntsafiVangy : 1027
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoandrianina
Daty : 27/11/2015 19:02
