mahereza (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mafy aza ny mahazo anao
Dia tsarovy fa mbola ao ny Tompo
Hanamaivana an’izany rehetra izany
K’aza mandao Azy ianao
Koa mahereza tononkira.serasera.org hatrany ry mpino
Fa Izy tsy handao anao
Na sgprdah oviana na oviana
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ianao
Mifikira Aminy fa Izy homba anao
Zay mianjady eo aminao dia apetraho Aminy
Hamafiso hatrany ny finoanao Azy
Mahereza ahiaxfm re! mahereza
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ovoiltp ianao
Dia tsarovy fa mbola ao ny Tompo
Hanamaivana an’izany rehetra izany
K’aza mandao Azy ianao
Koa mahereza tononkira.serasera.org hatrany ry mpino
Fa Izy tsy handao anao
Na sgprdah oviana na oviana
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ianao
Mifikira Aminy fa Izy homba anao
Zay mianjady eo aminao dia apetraho Aminy
Hamafiso hatrany ny finoanao Azy
Mahereza ahiaxfm re! mahereza
Koa mitraka hatrany aza kivy
F’homeny Fiadanana ovoiltp ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 1029
Likes : 0 Like
Created by : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:02
