Izaho ilay zanany (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manontany tena aho hatrizay
mety ho sambatra aho ve eto antany?
Fotoana maro no efa laniko,
lala-maro no efa nodiaviko
nefa indrisy fa toa tsy nahita aho.
Ny tao am-pasana natsangaNy,
ny kldfzcz jamba efa nampahiratiNy
ny opqs boka efa nodioviNy ho sitrana.
Izy ilay mahay ny zavatra rehetra
Ny heriNy, ny tanjaNy dia tsy mba manampetra.
Ny Tompoko tononkira.serasera.org dia Izy irery ihany
ref:
Raha efa saika very aho no sendra nahita Azy
tonga dia nantsoiNy
avia re mba ho sasako,
ny ratsy efa vita tsy nahoany akory
fa ny nahamaika Azy dia ny hamonjy ahy
dia IZAHO ILAY ZANANY
Ianao koa raha manaiky mba hodioviNy
ka ny helokao rehetra ento eo anatrehaNy
ka raiso Izy anio mba ho mpamonjinao.
Ary izao no fpucrpns tadidio tena tiaNy ianao
Ref...
# izaho_lay_zanany
# ANTSAFI Ambohimamory Malala Orimbato
mety ho sambatra aho ve eto antany?
Fotoana maro no efa laniko,
lala-maro no efa nodiaviko
nefa indrisy fa toa tsy nahita aho.
Ny tao am-pasana natsangaNy,
ny kldfzcz jamba efa nampahiratiNy
ny opqs boka efa nodioviNy ho sitrana.
Izy ilay mahay ny zavatra rehetra
Ny heriNy, ny tanjaNy dia tsy mba manampetra.
Ny Tompoko tononkira.serasera.org dia Izy irery ihany
ref:
Raha efa saika very aho no sendra nahita Azy
tonga dia nantsoiNy
avia re mba ho sasako,
ny ratsy efa vita tsy nahoany akory
fa ny nahamaika Azy dia ny hamonjy ahy
dia IZAHO ILAY ZANANY
Ianao koa raha manaiky mba hodioviNy
ka ny helokao rehetra ento eo anatrehaNy
ka raiso Izy anio mba ho mpamonjinao.
Ary izao no fpucrpns tadidio tena tiaNy ianao
Ref...
# izaho_lay_zanany
# ANTSAFI Ambohimamory Malala Orimbato
--------
Rohy:
