Izaho ilay zanany (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manontany tena aho hatrizay
mety ho sambatra aho ve eto antany?
Fotoana maro no efa laniko,
lala-maro no efa nodiaviko
nefa indrisy fa toa tsy nahita aho.
Ny tao am-pasana fefz natsangaNy,
ny jamba efa nampahiratiNy
ny boka efa nodioviNy ho sitrana.
Izy ilay mahay ny zavatra rehetra
Ny heriNy, ny tanjaNy dia tsy mba manampetra.
Ny Tompoko dia Izy irery ihany
ref:
Raha efa saika very aho no sendra nahita Azy
tonga dia nantsoiNy
avia re mba ho sasako,
ny ratsy efa vita tsy nahoany akory
fa ny nahamaika Azy dia ny hamonjy utpzgrcu ahy
dia IZAHO ILAY ZANANY
Ianao cdefqkg koa raha manaiky mba hodioviNy
ka ny helokao tononkira.serasera.org rehetra ento eo anatrehaNy
ka raiso Izy anio mba ho mpamonjinao.
Ary izao no tadidio tena tiaNy ianao
Ref...
# izaho_lay_zanany
# ANTSAFI Ambohimamory Malala Orimbato
mety ho sambatra aho ve eto antany?
Fotoana maro no efa laniko,
lala-maro no efa nodiaviko
nefa indrisy fa toa tsy nahita aho.
Ny tao am-pasana fefz natsangaNy,
ny jamba efa nampahiratiNy
ny boka efa nodioviNy ho sitrana.
Izy ilay mahay ny zavatra rehetra
Ny heriNy, ny tanjaNy dia tsy mba manampetra.
Ny Tompoko dia Izy irery ihany
ref:
Raha efa saika very aho no sendra nahita Azy
tonga dia nantsoiNy
avia re mba ho sasako,
ny ratsy efa vita tsy nahoany akory
fa ny nahamaika Azy dia ny hamonjy utpzgrcu ahy
dia IZAHO ILAY ZANANY
Ianao cdefqkg koa raha manaiky mba hodioviNy
ka ny helokao tononkira.serasera.org rehetra ento eo anatrehaNy
ka raiso Izy anio mba ho mpamonjinao.
Ary izao no tadidio tena tiaNy ianao
Ref...
# izaho_lay_zanany
# ANTSAFI Ambohimamory Malala Orimbato
--------
Link:
