You are here: home > Tononkira > Antsafi

Faneva 20taona (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/faneva-20taona

1 Ry mpikambana anaty fifohazana rehetra
Mitsanga malaky aoka tsy hitaredretra
Tonga ny andro sy ny  aty nefa mbola tsy fetra
Mitohy hatrany ny ady miantso antsika hitoetra

REF Nofidiny ianao amin’izao anao izao
       Aoka ka mba andeha ho mendrika sy masina
       Ka mitombo,hatrany hatrany
       Amin’izao fahasoavana izao
      Ataovy koa araky  hery izay ananao
      Ka mandrosoa ka aoka tononkira.serasera.orghafana
      Hitafy finoana sy fanantenana
      Mijoroa tsara ianao ka miomana

2 Ny fitomboan’ny taona tsy ampihena ny vatsy
Aoka hirehatra foana fa tsy ho matimaty
Ny tsy firaisan-tsaina dia tsy handresena e
Ny hany tena ilaina dia ny fanetren-tena

3 Mety misy hakivina enjika fanaratsina e
Zao no aoka tsaroana ndao ikambana foana e
Hifampadinika isika hampandroso asa tsara
Ka ny kely izay vita dia hipetraka ho tantara

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 87
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : LouvRkt
Tamin'ny : 08/01/2020 22:21:34
ID : 12371

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo