You are here: home > Tononkira > Antsafi

dia hiseho ny voninahiny (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/dia-hiseho-ny-voninahiny

Dia hiseho ny voninahiny, dia hiseho ny voninahiny
Ny voninahitr’i Jehovah, Ny voninahitr’i Jehovah
Dia hiseho ny voninahiny, ny voninahiny
Ray Tsitoha, mahery, mpanolo-tsaina
Ny Rain’ny mandrakizay
Fiadanana, Fiadanana

        Miderà ny Tomponao, miderà (x2)
        Miderà ny Tsiky dia ampyTomponao, miderà aaah! Ny Tomponao

Saotra tsara entinay, hira no asandratray
Mba ho fiderana Anao, Rain’izao rehetra izao
Derao! Derao! Dera no omena Anao.

      Haleloia (x5)
      Andriamanitra no mpanjaka
      Haleloia (x5) Haleloia (x5)
      Andriamanitra no mpanjaka
      Haleloia! Haleloia! Haleloia!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 518
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoandrianina
Tamin'ny : 27/11/2015 19:15:21
ID : 7694

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo