dia hiseho ny voninahiny (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia hiseho ny voninahiny, dia hiseho ny voninahiny
Ny voninahitr’i Jehovah, tononkira.serasera.org Ny voninahitr’i Jehovah
Dia hiseho ny voninahiny, ny voninahiny
Ray Tsitoha, mahery, mpanolo-tsaina
Ny Rain’ny mandrakizay
Fiadanana, Fiadanana
Miderà ny Tomponao, miderà (x2)
oxusu Miderà ny Tomponao, miderà aaah! Ny Tomponao
Saotra tsara entinay, hira no asandratray
Mba ho fiderana Anao, Rain’izao rehetra sciah izao
Derao! Derao! Dera no omena Anao.
Haleloia (x5)
Andriamanitra no mpanjaka
Haleloia (x5) Haleloia (x5)
Andriamanitra no mpanjaka
obayxaj Haleloia! Haleloia! Haleloia!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 1694
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 27/11/2015 19:15