You are here: home > Tononkira > Antsafi

Aza manahy (Antsafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsafi/aza-manahy-2

AZA MANAHY
Iriko e ry Tompo ny ho sakambininao.
Mba tsy hiady rery ety.
Tsy mahay manao n'inona n'inona anie aho.
Sanatria raha izaho ihany,tsy hoefa izany.

Refr:Aza matahotra fona ianao ry zanako ô!
        Fa indro Aho momba anao,sy hitantana anao  
        Raha mita ny rano ianao,tsy hanafotra anao izy
        Raha mita ny aftononkira.serasera.orgo koa dia tsy ho may
        Aza miherika foana ianao,f'Izaho no Andriamanitrao
        Izay mampahery anao,sy mitantana anao
        Matokia,aoka ho sahy,ny aoka ho Ahy
        Izaho tsy hahafoy anao,k'aza manahy

Ka ny lalana izorako Tompo
Izay hotinendrinao, mba tsy ho sitrapoko
Fa ny Anao ilay tsara, ankasitrahana,marina
No hitariho ho ahy mandrakizay.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsafi
Mpamaky : 833
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Maxi15
Tamin'ny : 20/06/2016 15:35:16
ID : 8624

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo