Aza manahy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA MANAHY
Iriko e ry Tompo ny ho sakambininao.
Mba tsy hiady fidox kymnm rery ety.
Tsy mahay manao n'inona n'inona anie aho.
Sanatria raha izaho ihany,tsy hoefa izany.
Refr:Aza matahotra fona ianao ry zanako ô!
Fa indro Aho momba anao,sy hitantana anao
Raha mita ny rano ianao,tsy hanafotra anao izy
Raha mita ny afo koa dia tsy ho may
Aza miherika foana ianao,f'Izaho no Andriamanitrao
tononkira.serasera.org Izay mampahery anao,sy mitantana anao
nwrueiyo Matokia,aoka ho sahy,ny aoka ho Ahy
Izaho tsy hahafoy anao,k'aza manahy
Ka ny lalana izorako Tompo
Izay hotinendrinao, mba tsy ho sitrapoko
Fa ny Anao ilay tsara, ankasitrahana,marina
No hitariho ho ahy mandrakizay.

--------
Link: