Tompo ô, ny firenenay (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na misompatra aza ireo tsy tia
Dia miseho eny ihany ny herinao
Toy ny tendrombohitr'i Siona
Tsy mangozohozo fa miorina mandrakizay
REF: Tompo tononkira.serasera.org ô, ny firenenay
Ary koa ireo mpitondranay
Ametraho ny fitahianao lrtjipx ho ffjroxa doria !
Gasikara nosy maminay
Mba tahio handry fehizay
Ametraho ny fitahianao ho doria !
2. 'Lay Jerosalema vaovao cnkjhpzt
No enga anie ho taratry ny nosinay
Dia ho menatra sy hangahiahy
Ireo fahavalo misompatra ny firenenay
Dia miseho eny ihany ny herinao
Toy ny tendrombohitr'i Siona
Tsy mangozohozo fa miorina mandrakizay
REF: Tompo tononkira.serasera.org ô, ny firenenay
Ary koa ireo mpitondranay
Ametraho ny fitahianao lrtjipx ho ffjroxa doria !
Gasikara nosy maminay
Mba tahio handry fehizay
Ametraho ny fitahianao ho doria !
2. 'Lay Jerosalema vaovao cnkjhpzt
No enga anie ho taratry ny nosinay
Dia ho menatra sy hangahiahy
Ireo fahavalo misompatra ny firenenay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 16:00
