Tiako ry Tompo (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Tiako ry Tompo ny handray Anao
Indrisy tsy mendrika aho
Mpanota ratsy loatra

Endrey ny hafalian'izay mandray anao
Mahazo hery be
Lavitra anao toa sasa-poana
Raha sendra fahoriana Miady irery cwhl re

II. Aza ariana aho wwam fa zanakao
Iza no mba hiantako (iza no hiantako)
Raha tsy eo ianao Tompo ô (ianao Tompo ô)

III. Indray andro any ka miady aina
Aza alavirina tononkira.serasera.org re (aza alavirina)
F'ianao no tokiko (ianao no czrv tokiko)

© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309