Mpamonjinay 'zay tonga zazakely (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mpamonjinay 'zay tonga zazakely
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky tononkira.serasera.org izahay
II. Mpamonjinay kfcgu anaty tranonomby
Izany ve ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho anay
III. Mpamonjinay ny alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay te hamaly fitia
Ny hiranay raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly tokoa sady mitsaoka diee Anao
Toa azy ireo noirianay brhsv ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky tononkira.serasera.org izahay
II. Mpamonjinay kfcgu anaty tranonomby
Izany ve ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho anay
III. Mpamonjinay ny alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay te hamaly fitia
Ny hiranay raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly tokoa sady mitsaoka diee Anao
Toa azy ireo noirianay brhsv ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1043
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:35
