Misaotra Victoire (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref- Misaotra anao 'zahay xozq ry Victoire
Nampianatra anay mba anao ny tononkira.serasera.org tsara
Dia ny fanajana ny ankohonana
Sy xbugepnv fanomezana hasina ny fiangonana
1- Nampianatra anay ianao hanaja vady
Sy hanamasina ny andro Alahady
Niezaka ianao nijoro Hatrany
Tsaroanay eto izany Androany
2- Fa na dia maditra aza i Dada Randriaka
Sy nohenjehina ny finoantsika
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany Androany
3- Na na roahina aza ireo Misionera
Hiaro ny fiangonana ianao tsy hianjera
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany androany
4- Ka na mbola tsy tonga aza ilay fotoana
Izahay hanefa efa tsindriandaona
Hiezak'izahay hivavaka hatrany
Mba olo-masina ianao jtcfnq indray androany
Nampianatra anay mba anao ny tononkira.serasera.org tsara
Dia ny fanajana ny ankohonana
Sy xbugepnv fanomezana hasina ny fiangonana
1- Nampianatra anay ianao hanaja vady
Sy hanamasina ny andro Alahady
Niezaka ianao nijoro Hatrany
Tsaroanay eto izany Androany
2- Fa na dia maditra aza i Dada Randriaka
Sy nohenjehina ny finoantsika
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany Androany
3- Na na roahina aza ireo Misionera
Hiaro ny fiangonana ianao tsy hianjera
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany androany
4- Ka na mbola tsy tonga aza ilay fotoana
Izahay hanefa efa tsindriandaona
Hiezak'izahay hivavaka hatrany
Mba olo-masina ianao jtcfnq indray androany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1226
Likes : 0 Like
Created by : t-rex15
Date : 26/06/2019 15:58
