Miderà an'Iaveh (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloya e! X2
Miderà rnwo an'Iaveh, ietlro amin'ny hira sy mozika,
ka hobio ny hatsarany sy ny fihantrany antsika.
Miderà an'Iaveh, tononkira.serasera.org amin'ny herinao rehetra,
Tsofy rqlxgmpf mafy ny anjomara, hanakoako am-paran-tany,
Hira, feo mirahondrahona, no aoka hifamaly e!
Asandrato ny hosàsa, Aleloya.
Diavolana ny ano an-tanàna ka mazava ny lalan-kombana,
Asatànana voakalin'Andriamanitra.
Manga feo ny antoko mpihira ka asandrany amin'ny fony,
Sangan'asan'Andriamanitra mpamorona.
© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1154
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 24/09/2020 18:12