Matokia (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Matokia, matokia ianao, ry Jesoa ô.
Sanatria sanatria tsy verivery foana
Ilay hafatra napetrakao fahiny:
Ilay hafatra navelanao ho anay.
2 Tena fy, tena fy, tononkira.serasera.org ka tsy hohadinoinay,
Tena soa, oxypwtf tena soa ka ho tandremanay:
Aoka hifankatia, mifankatiava tsara.
Io 'lay hafatra ufpch navelanao ho anay.
3 uifrz Raisinay, raisinay, ho voninahitra;
Ekenay, ekenay fa teny nomenao.
Hany ianteheranay mandrakizay
Ilay hafatra navelanao ho anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 19:01