Mahereza (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Raha toa manjombona ny fiainanao anio
Mahatsiaro fa anatin'ny haizina
Toa solafaka, ka tsy afaka ny hiarina
Ny olana maro, tsy voavaha.

Ref: fyanoyj Ao ny Tompo hankahery
Tsy Hamela anao ho irery i tononkira.serasera.org Jesoa
Hampikatona ny fery marary tsy zakanao
Mahereza namako wxjnmh ô.

II. Malok'endrika tsy mahita mangirana
Ny olana maro mitambesatra
Ka tsy hay atao fa tafalatsaka lalina
Mitady ilay anjara masoandro.

Ref: ...

III. Sedra mafy ka mila tsy ho zaka marina
Alahelo miampy fahoriana
Miboiboika maneniky ny tava, mikoriana
Ny ldrrkppj ranomaso toa tsy tàna.

Ref: ...

© Vetson'i Siona 2020

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319