Izay mamboly (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Izay mamboly e!
Dia tsinontsinona avokoa
Satria ny tononkira.serasera.org Tompo ihany
no mampitsimokae! ny voa

I. Raha tsy ny Tompo no manorina ny Trano
Zary miasa foana 'zay manorina azy irery
Raha tsy ny Tompo no miaro ny tanàna
Zary miandry foana ny mpiambina mitily

II. Eny sasa-poana ianareo miari-tory
Taitra vao maraina, nefa zara raha mba voky
Hafa ny olon-tiany, fa matory tsy manahy
Mbola eo am-pandriana dia tolorany sakafo

III. Indro koa ny zanaka fa lova avy amin'ny Tompo
Valisoa tokoa anie 'reo menaky ny aina
Hery ny pjouhwy tsipika eny an-tanàna mpiady
Hery koa ny zanaky sjetn ny fahatanorana

© Vetson'i sxds Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0971