Indro nisava ny haizim-pito (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Indro nisava ny haizim-pito
Nandrakotra ny tany fa tonga ny Mesia
Samia mihiaka jwxjxah miantso mafy hoe
Noely, noely
Foana sy slzml gina ny gidragidra
Fa kosa hafaliana no entin'ny Noely

II. Mireondreona ny feon'anjely
Mihoby, mankalaza (ka mankalaza)
Ny tononkira.serasera.org hasin'ny Mesia (ilay Mesia)
Hoby sy dera kdwy tao Betlehema
Samy niantsoantso (niantsoantso)
Gloria, Gloria (Gloria)

© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.14