Hivavaho 'zahay Maria (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hivavaho 'zahay Maria Reninay,
Matoky izahay fa manana Anao,
Ianao 'lay Reny tononkira.serasera.org fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Ref. Malama jxpkx endrey ity lalanay,
Ka sarotra re ny dia,
Manantena izahay fa eo Ianao,
Maria hivavaho 'zahay.
2. Eny an-dàlana eny, henoy 'zahay,
Raha sendra miantso ny anaranao,
Ianao 'lay Reny yxbgur fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
3. Mihaino Anao Jesoa zanakao,
Ekeny avokoa ireo vavakao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho jlssilev Aminao.
Matoky izahay fa manana Anao,
Ianao 'lay Reny tononkira.serasera.org fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Ref. Malama jxpkx endrey ity lalanay,
Ka sarotra re ny dia,
Manantena izahay fa eo Ianao,
Maria hivavaho 'zahay.
2. Eny an-dàlana eny, henoy 'zahay,
Raha sendra miantso ny anaranao,
Ianao 'lay Reny yxbgur fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
3. Mihaino Anao Jesoa zanakao,
Ekeny avokoa ireo vavakao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho jlssilev Aminao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 16:00
