Ampidiro aloha ny tenimiafina
Falifaly (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly mahita anao anie izaho ô x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Falifaly mahita anao anie izahay tononkira.serasera.org x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Na ny any Atsimo na ny any Antsinana ee
'Ndeha hiaraka sbwokr handra-tànana
Ka ahofao avia sy avanana ee, tsara eia
Na ny Avaratra sy Andrefana aa, manje
Araraoty ny andro anio
Hiderana ny Tompo, hiderana cjfentix Azy e
Asandrato ny Alleoia x4
Tsara e ! Mahafinaritra loatra ny midera Azy
Midera an'iza ? Midera ny Tompo fa iza indray
Meva tdbmus e ! Mahavarina sy mahavalalanina
Ny asany tamintsika zanany e, ouou
Falifaly mahita...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 261
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 16/07/2026 17:22