FAHATERAHANA VAOVAO (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-vetsoni-siona/fahaterahana-vaovao-1

1. Fahaterahana vaovao ho anao,
Izao anio izao, modia amin'ny fahendrena 'zay efa nomeny anao,
Hiverenanao indray...
Namonjen'i Kristy an'izao tontolo izao.

Ref. Fa fitiavana mandrakizay no nitiavanytononkira.serasera.org anao,
       Indro antsoiny ianao hanana fiainam-baovao.

2. Indro ny fonao no tranon'omby hitoerany,
Sy ny fiaikenao heloka, ary tsy hamerina intsony,
No hafanana hitazona azy ao...
Ataovy tonga tempolin'ny marina ny tenanao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Mpamaky : 219
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : t-rex15
Tamin'ny : 26/06/2019 13:35:56
ID : 11853

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo