Ampy ho ahy Jesoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-vetsoni-siona/ampy-ho-ahy-jesoa-2

Ref. Ampy ho ahy Jesoa,
Naneho ny fitiavany,
Tsy hitady tokin'aina etsy sy eroa intsony aho,
Ampy ho ahy Jesoa,
Ampy ho ahy I Jesoa,
Isaorako Azy lalandavatononkira.serasera.org izay fa tiako Izy e,

Efa nozarainy tamiko ny fahendreny e...

Efa nozarainy tamiko ny fitiavany e...

Efa nozarainy tamiko ny fanahiny e...

Efa nozarainy tamiko ny indrafony e...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Mpamaky : 274
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : t-rex15
Tamin'ny : 26/06/2019 13:59:55
ID : 11841

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo