HALELOIA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, Haleloia atolotray ho Anao
Haleloia, Haleloia ho Anao mpanjakanay
Haleloia, Haleloia sy tononkira.serasera.org hosana koa
Ho Anao ry Tompo be famindram-po

Ianao nanavotra ny fiainanay
Ianao nanoro lalàna anay
Ianao nanafaka ahy tamin’ny ota
Ry Tompo o hosana atolotray ho Anao

Haleloia, Haleloia atolotray Anao
Haleloia, Haleloia ho Anao mpanjakanay
Haleloia, Haleloia sy hosana koa
Ho Anao ry Tompo be famindram-po

Raha tsy teo Ianao ry Jesoa Tompo qgbmpjzw o
Zava-poana izay nisasaranay
Raha tsy Ianao mihitsy no miahy anay  
Ry Tompo, dia tsy hisy zavatra ho hefanay

Haleloia, Haleloia atolotray ho Anao
Haleloia, Haleloia ho gydjqp Anao mpanjakanay
Haleloia, Haleloia sy hosana koa
Ho Anao ry Tompo be famindram-po

Koa ny androm-paiainanay rehetra izao
Dia indro atolotray ho anao
Hamafisina eto anio mqba indray ry Tompo
Ny fanoloran-tenanay mba ho irakao

Haleloia, Haleloia atolotray ho Anao
Haleloia, Haleloia ho Anao mpanjakanay
Haleloia, Haleloia sy hosana koa
Ho Anao ry Tompo be famindram-po

Nehemia RAKOTOARISOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0683