Avenirako (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia anatin’ny haizignaMbaola hainao fao zanakao
Tsinjovinao marikitry
Satria zaho tianao
Nata mafy ny fitsapagna
Haiko anao tsy magnambeila anahy
Akeo fao, aka eo faogna
Miady ho anahy, ka tsy misy mahazo anahy
Anao raiky Ray ô
Anao araiky mahay
Tsisy afeniko, satria aminao
Ary anao mahay ny avenirako !!!
Hainao ny fiainako jiaby
Hainao ny momba anahy jiaby
Tsisy mihafigny, eo imasonao
Satria aminao ny avenirako
Ny fiainako sambatra mety ankilanao
Misaotra Anao, tsy nagnary anahy
Na dia mafy laoha, zaho ndreindreiky Jesoa
Aminao, Aminao, Aminao ny fiainako jiaby Jesoa (2)
Aminao, Aminao, Aminao ny fiainako jiaby Jesoa (2)
Aminao, Aminao, Aminao ny fiainako jiaby Jesoa (2)
AMALA
A\C : Hubert RAHONISON
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 683
Likes : 0 Like
Created by : Nampionona
Date : 24/06/2020 17:15