Ave Maria (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reniko Izy ka tsy foiko
Mandra-pialako, amy ity tany fandalovana ity
Fa feno hatsarana ny hatanorana

Manganohano ka tsy tàna
Ny ranomaso, tononkira.serasera.org fa mijaly mitomany isika eto an-tany
F’any ilay Reny manova hafaliana ireny

Henoy rankizy izany feo
Mamelovelo, faniriana vgxtzsb nao ho tafita r’any aoriana
Henoy re izy fa mitondra am-paradisa

Maria ô rlbu ! Maria ô !
Henoy ny antsoko
Te hihaona aminao doria
No ldgrvq hany ventsoko

AMALA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377