Zanaky ny Ray (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Zanaky ny Ray ô ô ô (in-3)
Zanaky ny Ray ianao raha hateraka indray
Raha hoy ianao,
Izaho anie ka mpianatra sekoly alahady
Raha hoy ianao,
Izaho anie ka dingana djrnjufa fahavalo sahady
Raha hoy ianao,
Izaho anie ka mpanao asa soa sy fiantrana be
Eny tsara dia tsara izany nefa tsy hamonjena anao
Raha hoy wmxphst ianao,
Izaho anie ka skoto mafana fo
Raha hoy ianao,
Izaho anie ka mpamonjy zpcapxxv fivoriana tokoa
Raha tononkira.serasera.org hoy ianao……………….
Raha hoy ianao,
Izaho anie ka tsy mba maniratsira
Raha hoy ianao,
Izaho anie ka isan’ny antoko mpihira
Raha hoy ianao……………….
Raha hoy ianao,
Izaho anie ka efa nandray ny Tompo
Raha hoy ianao,
Efa nomeko Azy ny tenako sy ny foko
Raha hoy ianao,
Tsy izaho intsony no velona
Fa Jesoa no velona ato am-poko
Tsara dia tsara, sady izay no hamonjena anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 406
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 16/02/2025 12:18