Zanak’Andriamanitra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanak’Andriamanitra no tonga ao
Hamonjy sy hanavotra ny olombelona
Amin’ny loza sy fahaverezana mandrakizay
Mifalia sy miravoa, tononkira.serasera.org ka mihobia sy mihirà
Miderà ry voavonjy, saotra oxpi dera sfzda laza ho an’Andriamanitra
Voninahitra avo indrindra ho an’Andriamanitra
Mifalia fa bhwwbwxc nahazao Mpanjaka
Izay nanafaka gadra sy ota
Voninahitra ho an’ny Avo
Fiadanana ho an’ny olona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 439
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:53