You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Vohay ny fonao (Antoko Mpihira MORIA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihira-moria/vohay-ny-fonao

Hatrizay ianao nilalao
Sy nanjeninjeny teny ianao
Anio izao mba miova
Ndeha diovy ny fonao

Nentin'ny fonao ratsy
Ary ny saintononkira.serasera.orgao maizina
Nivezivezy sasatra
Indro diso lalana

Ref: Vohay(2) ny varavaranao
Fa ny tompo no mandondona
Efa ela be no niandry anie
Vohay, Vohay ny fonao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 1025
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaericrajoelison
Tamin'ny : 29/08/2014 21:26:11
ID : 6702

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo