You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Vavaka II (Antoko Mpihira MORIA)

Tompo ô! Aiza moa Ianao
Fa mangata-pamelana avy aminao
Eny mitaraina aho mba henoy ny feoko
Fa mafy ireo zava-manjo
Tantanonao aho amin'ny tananao ankavanana
Mba hijoroako ho tena mahasoa olo-matononkira.serasera.orgrina

Ref: Tompo ô! meteza Ianao
Hanome Hery ahy amin'ny tahotro
Amafiso ny finoako Anao
Mba tsy hanotako , TSy hanotako

Jeso ô Mivavaka Aminao aho
Ny anafahanao ireo mangeja ahy
ô! Afaho ny fatotra f'Ianao miady izay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 705
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ericsmiler1
Tamin'ny : 30/08/2014 10:56:12
ID : 6708

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo