Toa tsy azo antoka (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy azo antoka , Izao hitantsika izao
Tsara nefa sandoka , ka sao hanimba anao
Raha te ho sambatra sy tena tretrika
Jeso no miwtsdz fiainana , izy hatonina
F'isika rehetra izao anie, mifaly sy miriaria
Raha tonga ny antso dia handeha tononkira.serasera.org , ho aiza re ny sojgty dia
Fa sao tonga tampoka, zay fiantsoana anao
Ka tsy hisy antoka , mba hianteheranao
Jeso no hany lalana, tsy maintsy arahinao
Aza mba mihaotra sao dia tara indray
Kanefa raha Jeso anie, ihnosgwp no mba safidy arahinao
Angamba hasambaram-be, HATRANY AM-PARANY.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1407
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43