Toa tsy azo antoka (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy azo antoka ovmpnpa , Izao hitantsika izao
Tsara nefa sandoka , ka sao hanimba anao
Raha te ho sambatra sy tena tretrika
Jeso no fiainana , izy hatonina

F'isika rehetra izao anie, mifaly sy cpnc miriaria
Raha tonga ny antso dia handeha , ho aiza re ny dia

Fa sao tonga tampoka, zay tononkira.serasera.org fiantsoana anao
Ka tsy hisy antoka , mba hianteheranao
Jeso no hany lalana, tsy maintsy arahinao
Aza mba kzwmtjbq mihaotra sao dia tara indray

Kanefa raha Jeso anie, no mba safidy arahinao
Angamba hasambaram-be, HATRANY AM-PARANY.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 1453
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351