Toa tsy azo antoka (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy azo antoka , Izao hitantsika izao
Tsara nefa sandoka , ka sao hanimba atvp anao
Raha te ho sambatra sy tena tretrika
Jeso no fiainana , izy tononkira.serasera.org hatonina

F'isika rehetra izao anie, mifaly sy miriaria
Raha tonga ny antso dia handeha , ho aiza re ny dia

Fa sao tonga tampoka, zay fiantsoana anao
Ka btqthizm tsy hisy antoka , mba hianteheranao
Jeso no hany lalana, tsy maintsy arahinao
Aza mba mihaotra sao atzr dia tara indray

Kanefa raha Jeso anie, no mba safidy arahinao
Angamba hasambaram-be, HATRANY AM-PARANY.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305