Tanàna kely (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanàna kely iray Tompo wslxgicp Masina ô!
No voafidinao (ilay Tanana)
Hahatongavanao, hanavotana
Izao tontolo izao
‘Lay tanàna izay sondrian-tory
Tsy mba mihevitra Anao akory
Nefa Ianao indro fa mankao
Mba hitondra famonjena tao Bethlehema tao

Mifohaza ianao mba handray ny Tompo
Bethlehema kely ô! jozuqk Fa voninahitra izao
Ka na bitika sy kely aza ianao mifalia
Fa efa nofinidy mba handray ilay Mesia
Bethlehema, Bethlehema
Tonga ilay Mesia yrnfdylr tononkira.serasera.org Mpanavotra anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 318
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317