Soa fa teo Jesoa (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{ Mahay mihatsara ivelatsihy
Ny olombelona eto an-tany
Nefa ny any an-danitra any tsy mba ohatran'izany
TANDREMO, TANDREMO
TANDREMO Sao anenenanao e !
Yoh, izay ilay hafatra }
...
1- Mody mitsiky fa tsy tia (Ny olombelona)
Mahay mihatsara ivelatsihy (Ny olombelona)
Tsy tia ny hafa bvmnjy fa ny tenany (Ny olombelona)
Izay lasa aloha tsy maintsy azerany (Ny olombelona)

Ref : Soa fa teo i Jesoa ilay fitiavana
Tompon'ny fiadanana
Azo itokiana sy iantsampazana
Tsy mivadika (Ouh)
Raiso ho anao ilay Kristy (Ry olombelona)
iaino koa ny teniny (Dia ho velona)
Ny ho avinao ao Aminy (K'aza menatra)
Ny tananao no tantanany
(Mba tsy ho ketraka)

{ Ny ahalady kosa tononkira.serasera.org indray
Mody miantso hoe Ray ô Ray
Nefa vao bqnbhdq ny ampitson'iny
Teny ratsy no toriany
TANDREMO, TANDREMO
TANDREMO Ry zalah
Sao solafaka eo Toi !
Yoh, izay ilay hafatra }
...
2- Mody mivavaka indraindray (Ny olombelona)
Dia mody miantso xrbwdfzd hoe Ray ô Ray (Ny olombelona)
Kanefa vao ny ampitso indray (Ny olombelona)
Dia teny ratsy no hirainy (Ny olombelona)

Ref ... (x2)

A/C : RAKOTOARIMANGA Mamitiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 08/09/2026 21:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451