Soa fa teo Jesoa (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{ Mahay mihatsara ivelatsihy
Ny olombelona eto an-tany
Nefa ny hdpye any an-danitra any tsy mba ohatran'izany
TANDREMO, TANDREMO
TANDREMO Sao anenenanao e !
Yoh, izay ilay hafatra }
...
1- Mody mitsiky fa tsy tia (Ny olombelona)
Mahay mihatsara ivelatsihy (Ny olombelona)
Tsy tia ny hafa fa ny tenany (Ny tononkira.serasera.org olombelona)
Izay qyzdxp lasa aloha tsy maintsy azerany (Ny olombelona)

Ref : Soa fa teo i Jesoa ilay fitiavana
Tompon'ny fiadanana
Azo itokiana sy iantsampazana
Tsy mivadika (Ouh)
Raiso ho anao ilay Kristy (Ry olombelona)
iaino koa ny teniny (Dia ho velona)
Ny ho avinao ao Aminy (K'aza menatra)
Ny tananao no tantanany
(Mba tsy ho ketraka)

{ Ny ahalady kosa indray
Mody miantso hoe Ray ô Ray
Nefa mztwgs vao ny ampitson'iny
Teny ratsy no toriany
TANDREMO, TANDREMO
TANDREMO Ry zalah
Sao solafaka eo Toi !
Yoh, izay ilay hafatra }
...
2- Mody mivavaka indraindray (Ny olombelona)
Dia mody miantso hoe Ray ô Ray (Ny olombelona)
Kanefa vao ny ampitso indray (Ny olombelona)
Dia teny ratsy no hirainy (Ny olombelona)

Ref ... (x2)

A/C : RAKOTOARIMANGA Mamitiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 178
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 08/09/2026 21:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425