Soa fa teo Jesoa (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{ Mahay mihatsara ivelatsihy wburuza
Ny olombelona zrmvut eto an-tany
Nefa ny any an-danitra any tsy mba ohatran'izany
TANDREMO, TANDREMO
TANDREMO Ry zalah
Sao solafaka eo ialahy !
Yoh, izay ilay hafatra }
...
1- Mody mitsiky fa tsy tia (Ny olombelona)
Mahay mihatsara ivelatsihy (Ny olombelona)
Tsy tia ny hafa fa ny tenany (Ny olombelona)
Izay lasa aloha tsy maintsy avelany (Ny olombelona)

Ref : Soa fa teo i Jesoa ilay fitiavana
Tompon'ny fiadanana
Azo itokiana sy iantsampazana
Tsy mivadika (Ouh)
Raiso ho anao ilay Kristy (Ry olombelona)
iaino koa ny teniny (Dia ho velona)
Ny ho avinao ao Aminy (K'aza menatra)
Ny tananao no tantanany
(Mba tsy ho ketraka)

{ tononkira.serasera.org Ny ahalady kosa indray
Mody miantso hoe Ray ô Ray
Nefa vao ny ampitson'iny
Teny ratsy no toriany
TANDREMO, TANDREMO
TANDREMO Ry zalah
Sao solafaka eo Toi !
Yoh, izay ilay hafatra }
...
2- Mody mivavaka indraindray (Ny olombelona)
Dia mody miantso hoe Ray ô Ray (Ny olombelona)
Kanefa vao ny ampitso indray (Ny szvgsev olombelona)
Dia teny ratsy no hirainy (Ny olombelona)

Ref ... (x2)

A/C : RAKOTOARIMANGA Mamitiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 13
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 08/09/2026 21:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308